Teny iditra alim-pahana
Singan-teny alina ; fahana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fotoana ipetrahan' ny fahana ao anaty basy
Fotoana iomanana sy ikenonkenonana alohan' ny fanasana
Fotoana iandrasan' ny vahiny ny sakafo aroso azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20