Teny iditra (1/2) | 1 alinalina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Be dia be tsy tambo isaina, zavontany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] innumerable 5 [1.2] thousands upon thousands |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#22, 1.8] innombrable |
Fototeny | 7 alina |
Tovy hevitra | 8 alin-kisa |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny alinalina io |
Teny iditra (2/2) | 11 alinalina |
Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.2] rather dark, dusky, obscure, murky. |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3#22] un peu nuit, obscur |
Fototeny | 15 alina |
Fivaditsoratra | 16 alalaniny, alinalina, nalalinay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
![]() |