|
|
|
|

Teny iditra 1  alinina
Fototeny  2 alina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tazonina hatramin' ny fahatongavan' ny alina: Loza Rakoto iny raha hiresaka: nalininy tany aminy aho ka raha tsy efa tapi-mandry ny olona tsy nalefany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be kept from going until night. Used of misspent days and hours. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Que l’on retarde jusqu’à la nuit [1.3#22]

Fivaditsoratra  alinina, 11 anilany

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19