Teny iditra | alo-bahiny | |
Singan-teny | aloka ; vahiny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A house of entertainment for strangers [1.2] | |
Teny iditra | alobahiny | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Ilay tafo mandroso ivelan'ny tafo ka azo ialokalofana [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12 |