Teny iditra (1/2) | 1 vahiny |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] olona avy any amin' ny tany hafa, tsy tompontany: Mahazo monina tsara eto ny vahiny raha tsy voatohintohina ny fiandrianom-pirenentsika Olona tonga mitsidika ao an-tokantrano ka raisina sy omen-tsakafo: Andeha hanokombary ho an' ny vahiny aho aloha |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a stranger, a foreigner, a guest |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] étranger; hôte |
Ohatra |
6 Diniho ange, mankafy ny dihy vahiny ny tanora. [2.445#] 7 vahiny marina izahay, vao tonga avy any atsimo. [2.270#] 8 Nisy vahiny tsy fantatra izay tonga taminy teto. [2.472#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny vahiny io |
Teny iditra (2/2) | 24 vahiny |
Sokajin-teny | 25 anarana vahy sy mpisolo |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.1] tsorian-javatra hita mazava tsara, hita amin' ireo teny toy ny hoe: vahindanitra, vahindroroha |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 29 haviny, hivain, hivany, hivina, nihavy, vahiny, vihina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |