|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  aloditra
Fototeny  2 loditra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mandambolambo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 ce dont on se sert pour polir, rendre fin, beau, magnifique [1.3]
Ohatra  10  Nisy langilangy iray efa nentiny, io no naloditra tamin' ny vato ny lohany, ary ny feta azo tamin' izany no nahosotra ilay faritra mivonto. [2.472#92]

Teny iditra (2/2) 11  aloditra
Sokajin-teny  12  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  13 [Betsimisaraka] ranitina [1.78]

Fivaditsoratra  14 adilotra, aloditra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19