|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  loditra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  4 Malambolambo, malandilandy, tsara tarehy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 poli, fin, beau, magnifique [1.3#407]

Teny iditra (2/2) 6  loditra
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13 Vonto, hetsaka: Loditry ny tseroka ny akanjon'itsy zaza itsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 qui est pénétré, imprégné [1.3#407]

Fivaditsoratra  15 dilotra, loditra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19