|
|
|
|

Teny iditra1  alohaloha
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] rehefa afaka kelikely, vetivety foana. Afaka kilometatra na metatra vitsivitsy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] un peu en avant, à petite distance
Ohatra  5  [2.472#] Tary alohaloha, taitra izy fa nandre fofon-tsigara mahazatra azy, nefa tsy mahare feon' olona.
Fototeny  6  aloha

Fivaditsoratra  7  ahalohalo, alohaloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21