| Teny iditra | 1 aloha |
| Fototeny | 2loha |
| Sokajin-teny | 3 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mpamaritra matoanteny na teny mpampiankina enti-milaza fahatongavana na fanaovan-javatra voalohany miohatra amin' ny iray hafa atỳ aoriana, na fitoerana manatrika iray hafa izay ao andamosina na ao aoriana (Raha ilazana ny lasa izy, dia mitovona t: taloha, izay mety hanana hevitra hafa koa.
5Homeko valisoa izay mahavaly aloha. 6(toerana): Mipetraha eo alohan' ny rainao eo. 7(fotoana): Mivavaka izahay alohan' ny sakafo. / Nivavaka izahay talohan' ny sakafo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8before.
[1.2, 1.7] 9previous, previously, ahead. [Mal. alaan(?). the front part of a vessel.]. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10first.
[1.3, 1.7] 11avant. [1.8, 1.13] 12au devant; auparavant. [1.8] 13antérieur, devant. [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 34 Fotoana 35 Toerana |
| Tohi-kevitra | 36aoriana |
| Kamban-teny rehetra | 37 Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 38 aloha, 39 haola, 40 hoala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|