|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  alonina
Fototeny  2 alona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ananan' ny sasany alahelo noho ny soa azony na ananany: Nalonin' ny namako aho tamin' ny laharana ambony azoko tamin' ny fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be envied [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on jalouse [1.8]

Teny iditra (2/2) 11  aloñina
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 [Betsimisaraka] fialan-tsasatra [1.78]

Fivaditsoratra  14 alanony, aloñina, alonina, 15 analino, 16 anolany, 17 ilonana, 18 laonina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19