|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  alona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Karazan' onja madinika izay hita soritra noho ny fivalombalony eny ambony rano eny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 a wave, a billow. See onja. [Mal. alun; Port Moresby alu, a current.] [1.2]
9 a wave, a billow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 vague, flot [1.3, 1.8]
11 ondulation, houle [1.3]
Ohatra  12  Tsy nihetsika ny rano, tsy nisy alona nitopa akory. [2.298#64]

Teny iditra (2/3) 13  alona
Sokajin-teny  14  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  23 Enti-milaza alahelo noho ny soa azon' ny sasany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 envy, jealousy. The relative fialonana is more commonly used. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  25 jalousie, envie, opposition au bien du prochain [1.3]
Voambolana  26  Ontam-po

Teny iditra (3/3) 27  alòna
Fototeny  28 lona
Sokajin-teny  29  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
30  Ny ankehitriny :
31  Ny lasa :
32  Ny hoavy :
33  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  34 Aroboka ao anaty rano: Alòna ao anaty rano ny hoditra vao tsara
35 Apetraka ela: Aza alòna ela ioatra ao ny hena sao lo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  36 to be steeped, to be soaked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  37 qu'on met à tremper, qu'on trempe (dans un liquide) [1.8]

Fivaditsoratra  alona, alòna, 38 lañoa, 39 laona, 40 loana, 41 olana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18