|
|
|
|

Teny iditra1  alozina
Fototeny  2  alo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Entin-teny: Tsy alozin-teny amin' ny lehibe aho fa afaka miresaka mivantana
Loarana: Raha nalozina avy tao am-bilany ny laoka ka natao tao anaty lovia, tsy tratra ny saka nandrombaka ny henan' Ikoto
Atsoboka: Tsy natondraka ny ro, tompoko, fa alozy ao anaty tsatokaty misy ny ro akaikinareo avy ny varinareo raha tianareo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to have one's rice moistened with gravy; to be supplied with provisions which have been taken from the plate or spoon of a master or superior; to be brought through the medium of another, as messages brought by one person to another.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny alozina io

Fivaditsoratra  11 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21