Teny iditra | 1 am-pitotoam-bary |
Singan-teny | 2 fitotoana, vary |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana fitotoam-bary iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 2 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Vers les doux heures, lorsque le soleil arrive à l'endroit où l'on pilu le riz |
Voambolana |
6 Fotoana |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny am-pitotoam-bary io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |