Teny iditra fitotoana (toto)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famotipotehana zavatra: Fitotoana kafe
Fikosehana ny vary akotry hialan' ny hodiny: Ilana tanjaka ny fitotoam-bary [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20