Teny iditra amalombandana
Singan-teny amalona ; vandana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' amalona lehibe mety mahatratra 1,5 m. ny halavany ary ohatra ny fe ny habeny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [vandana, striped.] Name of a species of eel. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06