|
|
|
|

Teny iditra 1  vandana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maramara misy sorany mifangaro: Avereno any ity taratasy vandana ity fa tsy misy hilana azy.
9 Tsy tsotra sy madio fa ratsiratsy toetra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 spotted, speckled, of mixed colors; cf. sada [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 moucheté, marbré [1.8]
Ohatra  12  Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472#120]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny how vandana
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21