|
|
|
|

Teny iditra 1  amangiana
Fototeny  2 vangy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  8  Fanimpiriny izao no namangianao ny Dadatoanao marary? [1.1]
9  tsy namangiako anao fahireny [2.131]
10  ka tsy havelany hisy vato mifanongoa eo aminao, ho valin'ny tsy nahafantaranao ny andro namangiana anao. [2.996]

Fivaditsoratra  amangiana, 11 angamaina, 12 angamiana, 13 managaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26