| Teny iditra (1/2) | 1 vangy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 visite
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 20 vangy |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana, eo an-kilany sy an-daniny avy
[1.1] 24 ombalahinify [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 dents canines des chiens
26 longueur des dents chez un individu [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 mandibule, canine
[1.13] |
| Ohatra |
28 Fa namorivory kosa ny moron-drano, dia nampitsidika ny lohany ipoiran' ny vangy roa miranirany teo ambony fasika ny mamba.
[2.5]
|
| Voambolana | 29 Haiaina |
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe vangy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|