Teny iditra | ambakiloha | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana lamba kely ila, izay tsy mba ambainy roa mitovy no avitrana fa ambainy iray sy sasany: Akanjo soga ketrom-bozona sy lamba ambakiloha no nanaovany. (Kilalaon' afo: R. R. R. ) [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Sorte d'étoffe dont on se recouvre la nuit. [1.19] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ambakiloha io | ||
Fivaditsoratra | ambakiloha, mahakobila |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |