|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambala
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  vehivavy tsy andriana vadin'ny mpanjaka [Sakalava] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  Ambala
Fototeny  5  any, vala
Singan-teny  6  vala
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  8  Haitoetany: tanàna
Tsanganana sy sary iray takila  9  Fitanisana

Fivaditsoratra  10  alamba, Ambala, ambala, alamba, Ambala, ambala

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31