|
|
|
|

Teny iditra1  ambanilanitra
Singan-teny  2  ambany, lanitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Teny na anarana nilazana fahizay ny mponina rehetra tsy an-kanavaka eran' ny fanjakana (hita araka ny fiforonan' ny teny fa malalaka lavitra ny faritry ny ambanilanitra noho ny ambaniandro na ambanimasoandro satria midadasika kokoa ny lanitra noho ny masoandro)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [lanitra, the heavens.] The whole of the subjects of the sovereign, -- nobles, Hova, and slaves.
Lohateny  6  Ny isan-jato sy isan' arivo nanisan-dRadama I, Mpanjaka tamin' Imerina Ambanilanitra (Rainianjanoro)
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny ambanilanitra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07