Teny iditra | ambarabahy (ambara, vahy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' akondro vaventy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [vahy, a creeper.] The largest kind of banana. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina] Nom d'une grosse variété de banane à cuire ; Musa sapientum L. (Musaceae). (voir Akondro barabaha). [1.196] | |
Anarana siantifika | Musa sapientum | |
Voambolana | Haizavamaniry: voankazo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |