|
|
|
|

Teny iditra1  ambarakizay
Singan-teny  2  ambaraka, izay
Sokajin-teny  3  tambinteny
Fanazavàna teny anglisy  4  for ever [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  toujours, éternellement [1.3#27]
Ohatra  6  Fa ny famarinan' olona tapaka mihitsy ary lavin'ny Andriana sy ny olon'i Madagasikara tokoa ambarakizay, noho ny fanekena vita tamin'ny 1817 fahavelon-dRadama. [2.366]
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny tambinteny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08