Teny iditra ambaramaina (ambara. maina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza zavatra maina tsy hita antony: vody volotsangana maina ifotony, hoditr' omby maina ho azy
Vary hanina atao fatra-maina tsisy ro na laoka: Tsy iatsako mihitsy ny ambaramaina fa toa mihisatra ao an-tendako ao fotsiny
Andrezatra, an-kery: Toa tadiavinao hatao ambaramaina fotsiny amin' izao izy izany [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31