Teny iditra ambaramamo (ambara, mamo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fodiana mamo, entina hilazana na hanaovana zavatra tsy sahy lazaina na atao raha tsy amin' ny toetra toy izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31