|
|
|
|

Teny iditra 1  ambara
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
6  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  26 [Betsimisaraka] Atao, herina, ampangaina [1.78]
27 Lazaina, aseho amin' ny teny, aposaka amin' ny fitenenena: Izao no ambarako aminareo. / Tsy manan-kambara intsony aho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  28 told, declared, revealed (of things). This word, although a root verb, takes n and h for past and future. [1.2]
29 revealed, declared [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  30 révélé, manifesté; déclaré [1.8]
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how ambara
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  33 Abrama, ambara

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21