|
|
|
|

Teny iditra1  ambaratonga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zanatohatra, fizarazarana miantoantoana toy ny zanatohatra: Misy ambaratonga dimy amby dimampolo ny tohatray ka misanehaka erỳ vao afaka aminy ~ Ataovy misy ambaratonga ny tany hambolena voankazo eto
Fitsinjarazarana: Nisondrotra hatramin' ny ambaratonga fahenina amby roapolo ny termometatra
Filaharana: Amin' ny ambaratongam-pahahefan' ny miaramila, ny kolonely dia ambony noho ny komandà
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] A ladder, steps, stairs; gradation.
5  [1.7] a step or degree in progress; a degree of honor or authority
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] hiérarchie
7  [1.3] les marches, degrés
gradation
8  [1.8] grade, un degré dans la hiérarchie
9  [1.13] degré, niveau
Ohatra  10  [2.270] Ny ambaratonga fahadimy, dia ny Praiminisitra.
11  [2.298] Mendri-koeritreretin'ny mpitondra amin'ny ambaratonga rehetra.
12  [2.296] ambaratonga ambony kokoa io: fiainana araka ny fo, ara-pihavanana.
Singan-teny  13  ambaraka, tonga
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07