|
|
|
|

Teny iditra 1  ambaravarankely
Singan-teny  2 any, 3 varavarana, 4 kely
Sokajin-teny  5  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
Ohatra  7  hisy feo mihira ho re eny ambaravarankely [2.996#43.2.14]
8  Saingy tsy nandre ny hafatro intsony Zaka nitsangana, dia niamboho anay teo an-damosin' i Noro nijoro teo ambaravarankely [2.5#44]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19