|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  any
Sokajin-teny  2  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa. ~ Lasa any an' ala izy. ~ Tany Fianarantsoa aho no teraka.
4  Ireto avy ny fampiasana hafa ny any: Raha averina aloha sy aorian' ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina
5  Indraindray kosa mifanohitra amin' ny atỳ ny any: Salama tsara izahay atỳ fa ianareo any no manao ahoana
6  Eo alohan' ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana ianareo? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  there, in that place, but distant and unseen. The past tense is tany, and the future ho any. [1.2]
8  there, fairly far away not visible; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  là-bas, à, vers [Taisaka] [1.82]
10  là, à une certaine distance, pas visible [1.8]
Fanazavàna teny italianina  11  in, a, da. Any an-dafy izy, egli e all'estero. Niakatra any an-danitra Jeso Kristy, Gesu Cristo sali al (in) cielo. Any any Antananarivo ny vahiny, l'ospiete viene da Tananarive. [1.18]
Ohatra  12  Tsy hijanona ela any aho. [2.472]
13  ka any Antsirabe no haleha. [2.324]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  25  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/9)26  any
Sokajin-teny  27  tambinteny
Fanazavàna teny anglisy  28  prefix (an-) used to form place names, meaning, at ... as: Analakely; Ambatolampy (vatolampy, bedrock); Ampàndrana (fandrana, a kind ofpalm); amb- and amp- are used before certain consonants [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  29  préfixe qu'on met devant les noms de lieux; ex.: Analakely; Ambatolàmpy, au rocher; Ampàndrana, aux palmiers; amb- et amp- se mettent devant certaines consonnes [1.8]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila  37  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (3/9)38  any
Sokajin-teny  39  mpampiankin-teny
Fanazavàna teny anglisy  40  belonging to, for. Nihiny is used in the provinces for this. Any is also used between transitive verbs and proper nouns in the accusative case, as mamely any Jaona izy, He strikes John. Before vowels it is usual to write an apostrophe for the final y; and before consonants which require to be strengthened from close proximity to n, the y is substituted by a hyphen, and the consonant is strengthened accordingly. Thus we have: midera an' andriamanitra izy, He praises God; an-dRabe, Rabe's; an' olona, Somebody's; an' iza, Whose? An-jovy, Whose? In the provinces anahy and anakahy [any and ahy] are used for mine; and anazy for azy; and very probably the an- of the pronouns in the objective case comes from this, as anao, anay, antsika, anareo. [1.2]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  42  Ny mpampiankin-teny rehetra

Teny iditra (4/9)43  any
Sokajin-teny  44  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  45  Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana:
46  -- Fe-potoana efa lasa amin' ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin' ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro
47  -- Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian' ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera ~ Taona any [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  48  used with andro, as andro any, the past part of the day, to-day. It is generally past in tense. [1.2]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  50  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (5/9)51  any
Sokajin-teny  52  anarana
Sampanteny 
53  Matoantenin' ny mpanao :
54  Matoantenin' ny iharana :
55  Matoantenin' ny fameno :
56  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  57  Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  58  Ira is used in the provinces. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  59  ourdissage de la trame [1.3#48]

Teny iditra (6/9)60  any
Sokajin-teny  61  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  62  atao, inoana [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  63  qu'on fait, qu'on croit [Taisaka] [1.82]
Haiendriteny 
64  Ny ankehitriny :
65  Ny lasa :
66  Ny hoavy :
67  Filaza mandidy :

Teny iditra (7/9)68  añy
Sokajin-teny  69  anarana
Voambolana  70  Haitoetrandro
Fanazavàna teny malagasy  71  rivotra [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  72  vent [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (8/9)73  any
Sokajin-teny  74  Tsy lazaina
Voambolana  75  Fahasalamana
Fanazavàna teny frantsay  76  qui a une maladie (en composition): anisery (enrhumé) animbay (qui a une plaie) [Taisaka] [1.82]
Kamban-teny 

Teny iditra (9/9)78  any
Sokajin-teny  79  mpisolo anarana
Fanazavàna teny anglisy  80  na iza na iza, na inona na inona; izay misy [1.17]
Tsanganana sy sary iray takila  81  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  82  any, añy, -nay, nay, any, añy, -nay, nay

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17