Teny iditra ambatokelivava (vato, kely, vava)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra (teny na hafatra) voatana mafy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ am-bato kely vava ] Qui est entre les mains d' un avare est semblable à ce qui, tombé par une petite ouverture, ne sort plus que difficilement [2.415]

Teny iditra ambatokelivava (vato, kely, vava)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  fasana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/15