Teny iditra ambatonikaky
Singan-teny vato ; Ikaky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny tsy fampiasa afa-tsy amin' it fombam-pitenenana itỳ hoe: Manao ambatonikaky: mihenahena amin' ny heviny; ny tena ampiasana an' io fomba fiteny io matetika anefa dia ny mpivarotra mihenahena amin' ny vidin-javatra ataony, izany hoe tsy azo iadiam-barotra: Aza dia manao ambatonikaky re ianao, Andriamatoa [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20