Teny iditra am-bava tsy ratsy
Singan-teny am-bava ; ratsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Il n' est pas méchant en paroles. Se disait de ceux qui cachent leur jeu sous de bonnes paroles. [2.415]
Tovy hevitra vava tsy ratsy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20