|
|
|
|

Teny iditra1  ambiana
Fototeny  2  amby
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mihoatra ny: Manana tsaramaso fito zinga ambiana izahay raha hividy ianareo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [amby, excess.] An excess; used adverbially for "more than;" as, misy zato ambiana, There are more than a hundred.
Tsipelina hafa  6  ambiena

Fivaditsoratra  7  ambania, ambiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21