|
|
|
|

Teny iditra1  ambin-jaza
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] zaza teraka taorian' ny nizarana ny fananana amin' ireo zokiny talohany
Izay tsy tiana amin' ny zanaka rehetra ao an-trano, zaza iangarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] A child less loved by the family than the other children.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] enfant qui nait après le partage des biens entre ses ainés; le moins aimé, le moins favorisé des enfants
Singan-teny  6  amby, zaza

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07