Teny iditra Ambondrona
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra 
1Dia nanao fanateram-bokatra ny fiangonana Ambondrona. [2.59]
2Aoka ny mpandositra hanohy ny diany ho any Ambondrona! [2.588]
3Tatý aoriana dia tonga taniketsa ay fambolena anana fatratra Ambondrona. [1.437]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18