Teny iditra amboradara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban-jaitra izay anasiana loadoaka kely madinika ny lamba mba hatao haingony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Embroidery [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Broderie [1.8]
Ohatra Ondana fotsy nisy zaitra amboradara no niondanan' ny lohany miramirana. [2.499]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30