|
|
|
|

Teny iditra1  amehezana
Fototeny  2  fehy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2]
Ohatra  5  raha maka kitay dia ilay vahivahy na tady amehezana ny kitay, iny no kofehy fanambarana ny kitay ho entana tokana azo entanina amim-pilaminana. [2.245#]
6  Izao no azo amehezana izay voalaza rehetra izay : ny mpikambana ao amin' ny Antenimieran' ny Tetezamita dia tsy mizaka ny « zon' ny solombavambahoaka tsy ho voatohintohina. [4.27#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny amehezana io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20