Teny iditra | 1 fehy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Famatorana amin' ny tady: Ratsy fehy ireto kitay ireto ka hianjera tsirairay eny an-dalana 9 Zavatra iandraiketana: Tsy fehin' ny Filohan' i Madagasikara ny Nosy Comores. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 a tie, a knot 11 superintendence, guidance, inspection, control, presiding care. [1.2] 12 the act of tying; a knot [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 action de lier; noeud [1.8] |
Ohatra |
14 Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana. [2.356] 15 ny rano Randriamatoa no azo atao telo siny ny kitay Randriamatoa no azo atao telo fehy ny zanak'olona tsy azo atao izany [2.131] |
Mpanahaka | 16 vona, fatotra, rohy, fehy maty, fehy singory, fehy handrotra, tadivavarana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny fehy io |
Fivaditsoratra | 29 fehy, hefy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/04 |