Teny iditra | 1 amely |
Fototeny | 2 vely |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny zavatra ampiasaina ho enti-mamely, saingy amin' ny hevitra an' ohatra ihany; itezerana, andevilevena: Mafy izay teny nameliny ahy izay [1.1] |
Ohatra |
5 Nisy olona niroso amely tsy nanana afa tsy langilangy, hita ny andia-mpiady izay lefona no netiny nisetra akanin-tafondro marovava, nisy ny antsibe sy kalazano mba hany fiadina tao amin'ny toby [2.472] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny amely io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |