|
|
|
|

Teny iditra1  vely
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fikapohana, famonoana amin' ny zavatra (hazo, kanonta) eny an-tanana: Vely kanonta / Vely vary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  a blow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  action de battre [1.8, 1.196]
11  action de détacher les grains [1.196]
Ohatra  12  Izay andia tsy tsara fiasa dia izarana vely karavasy rehefa miverina. [2.472]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny vely io

Fivaditsoratra  18  levy, vely

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/23