|
|
|
|

Teny iditra1  amontotra
Fototeny  2  montotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Ilazana izay entina hampandondona zavatra, hampahamontotra, hampahatezitra olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  ce dont on se sert pour rendre saillant, pour mettre quelqu'un en colère [1.3#445]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9  amontotra, antomotra, manototra, manotòtra

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23