|
|
|
|

Teny iditra 1  montotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 mandondona, avo kely noho ny manodidina
22 miseho tezitra amin' ny tarehy toa mivindimbindina be ihany: Asa fa montotra indray Rasoa androany
23 manao izay hahavoa ny ambony na ny mpanankarena mba hihinanana ny fananany na hampidaraboka azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  24 saillant, protubérant, qui forme une bosse, une petite élévation
25 fâché, gonflé de colère [1.3#445]
Ohatra  26  Itony loha è, montotra hoatra ny vilany nongo [2.69#]
27  Anatra avy aminy : Ry manetry montotra sy misimba hava-manana! [2.857#]
28  Mpisompa-kava-manana sy manetry montotra izy ireny, ary manao tahaka an' Ikotokely mian-dry ondry, ka ny maty no ananany be [2.285#]
Tsipelina hafa  29 montitra
Mpanahaka  30  mandomba, 31  mandondona, 32  mandroso
Fikambanana  33  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe montotra
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22