|
|
|
|

Teny iditra1  Ampahenin' Imerina
Singan-teny  2  ampahenina, Imerina
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  4  Tantara
5  Haitoetany
Ohatra  6  ireo no mpandamina ny adin' ny samy foko ary mpitondra ny didin' Andriana amin' ny Ampahenin' Imerina [2.113#42]
Tsanganana sy sary iray takila  7  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08