|
|
|
|

Teny iditra 1  ampahenina
Fototeny  2 enina
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  5 [ampahenina] Ny ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina enina: Mitovy ihany ny antsasany sy ny telo am-paheniny [1.1#66]
Fanazavàna teny anglisy  6 [ampaheniny] the sixth part, one sixth [1.2#136]
Fanazavàna teny frantsay  7 [ampaheniny] un sixième [1.3#126, 1.5#100]
Isam-pirenena  8 1/6 [3.1]
Ohatra  9  ny ampaheniny ny ariary (1/6) : venty [2.436#139]
10  Ny Ampahenin' Imerina no mpitondra ny faritany [2.113#42]
11  Ny latsapaheniny dia voaraena latsaka ampaheniny [1.437]
Voambolana  12  Matematika: rafitrisa
Mpanahaka  13  ampahadimy, 14  ampahafito, 15  ampahafolo, 16  ampahasivy, 17  ampahatelo, 18  ampahavalo, 19  ampahazato, 20  ampahefatra
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe ampahenina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22