Teny iditra | 1 ampamelomantokana |
Singan-teny | 2 am-pamelomana, tokana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Halavan-drefy hatreo an-tendron-drantsantanana havia ka hatramin' ny hitsin' ny nono havia ihany koa, izany hoe telon-jehy sy sasany na voantondro roa amby efapolo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [2.415#6682][am-pameloman-tokana] Depuis le bout des doigts jusqu' au sein du même côté, le bras étant allongé et la main ouverte |
Ohatra |
6 Toy izao avy no fìlaza ny refy mahery: refy sy voatondro iray, roa, telo, efatra, refy sy vodivoampelatanana, refy hondry, refy sy vehana, refy sy hakiho refy sy hamaton-tsandry refy sy tovo-tsandry refy sy ampamelomantokana refy sy mamakitratra refy sy ampamelomandroa refy sy manindao. [2.436#] |
Voambolana |
7 Toerana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |