|
|
|
|

Teny iditra 1  tokana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Iray, anankiray, singana: Andriamanitra dia tokana ary tsy mety ho maro Izy
22 Irery, miavaka irery, manirery: Trano tokana erý an-tampon-tendrombohitra no ipetrahany
23 Tsy misy afa-tsy izany: Ny fanamboaran-tena tokana no hany raharahany mandritra ny maraina tontolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 alone, single [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 seul, solitaire [1.8]
Ohatra  26  Samy nitsetra an-dRazay voronkely tokana rava akany nialofana ny olona rehetra. [2.324]
27  Nanaiky azy fatratra ilay soavaly tokana atahorany isan' andro vaky. [2.470#163]
28  Lalan-tokana no azonareo roa lahy aleha, hoy izy. [2.472#204]
Mpanahaka  29  fotsiny, 30  honjohonjo, 31  irery, 32  singana
Fikambanana  33  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 85 misy ny teny how tokana
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  35 antoka, 36 kantao, 37 katona, 38 kotana, 39 takona, 40 tanako, tokana, 41 tonaka, tonàka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15