|
|
|
|

Teny iditra 1  ampanantenaina
Fototeny  2 antena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Inona no nampanantenaiko farany? [2.270#131]
8  Mody mitady ilay vakana voahangy nampanantenainy. [2.895#109]
9  Nahoana no nampanantenainao ho vadin' io lahiantitra motena io aho? [1.508]
10  Anio isika no hanao ilay tsangatsangana nampanantenain-drainareo anareo, hoy Ineny. [2.332#42]

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/10