|
|
|
|

Teny iditra 1  ampanarahina
Fototeny  2 araka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza ny ombivavy ampiraisina amin' ny ombilahy mba hahazoana taranaka [1.1]
Ohatra  8  ampanarahina ny didy hitsivolana izany lisitra izany, ary nisy hatrany fanovanana ny lisitra izay natao. [4.27#]
9  Ka misy fitsofan-drano ampanarahina azy ireo manao hoe: "Enina ianareo, ho eni-noro sy henina velomana ny Razantsika. [2.436#]
10  Ary vola nampananaina talohan' ity Didy ity, dia ampanarahina izao koa ny zanany, ka raha misy maka mihoatra ka manao hoe : Talo-han' ny Kabarin' Andriana ny anay, na izao no efa nifanekenay voasoratra amy ny sakaizambohitra, fa tsy atao araka izao efa voadidiko izao ny zana-bola alaina, dia very ny volany. [1.123#]
Voambolana  11  Toe-karena: fiompiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26