|
|
|
|

Teny iditra 1  ampanenoina
Fototeny  2 neno
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  ary sarinety roa lehibe teo andrefan-trano ampanenoina mandrakariva. [2.48#1176]
8  kanjo kalokalo mitaraindraina no nampanenoin' ny rantsany malefalefaka [2.499#25]
9  na araka ny hevitry ny sasany, dia milaza fa tokony hiato kely ny feon' ny mpihira, fa ny trompetra ihany no ampanenoina. [1.38#861]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19