|
|
|
|

Teny iditra1  ampangoro
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toe-karena: hanina
Fanazavàna teny malagasy  4  Vary miraikitra amin'ny vilany rehefa masaka ary mena ny ranony [1.78]
5  Vary andrahoina atao nitra ny ranony ka somary may kely aza ny vody vilany ary misy takela-bary may miraikitra aminy izay antsojna hoe ampango, niavian' itỳ teny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  Rice so cooked that the water has been well evaporated, and there arises a fragrant smell from it. [1.2]
7  Rice boiled dry and fragrant [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  Riz cuit jusqu'à ce que l'eau soit évaporée [1.8]
Tovy hevitra  9  vary ampangoro
Mpanahaka  10  Vary maina
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny ampangoro io

Fivaditsoratra  13  ampangoro, mangora-po

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31